Le mot du président

« Toujours vouloirs plus est une devise pour nous motiver à donner le meilleur de nous-mêmes, à repousser nos limites et à nous réinventer à chaque fois pour vous procurer, chers téléspectateurs, annonceurs et partenaires, le meilleur en termes d’émissions informatives, éducatives et divertissantes. »

Nicolas Rabemananjara, Président Directeur Général

Version Malagasy

Version Française

LES DERNIÈRES ACTUALITÉS

DON ANTANIMORA

DON ANTANIMORA

Noho ny maha rahavavy , namana ary mpiray tampo ireo vehivavy voafonja no antony nanolorana ny fanomezana androany raha nambaran’i vadin’ny filoha tale jeneralin’ny TVPLUS . Mila manantona an’Andriamanitra ihany koa isika aamin’ny enta mavesatra entintsika hoy hatrany ny vadin’ny filoha tale jeneralin’ny TVPLUS tamin’ireo vevhivavy voafonja . Nanolotra menaka , dobera ary vary ho an’ireo vehivavy voafonja ny mpiara-miasa vehivavy teto amin’ny TV PLUS androany 8 Mars. ZO RABAR

Fifidianana 07 novembre 2018

Fifidianana 07 novembre 2018

Mbola nisy ny fampiofanana faramparany an’ireo mpikambana ao anatin’ny birao fandatsahm-bato nialohan’ny nanokafana ny birao fandatsaham-bato. Hanafainganana ny fizotry ny fandraisana ny mpifidy no antony nanamafisana ny fanofanana. Ankoatra izay mbola nampahafantarina an’ireo mpifidy ihany koa ny fomba fanamarihana ny bileta tokana. HAnitra RALALAHARISOA / RIVO RANDRIANARIJAONA

Capture d’écran (4)

Capture d’écran (4)

Greve Fanjakana

Greve Fanjakana

Fanakorontanana no antony nisamborana an’i Rainidina Liampivoarana , mpikambana ao amin’ny fanjakana Malagasy hoy ny mpitandro ny filaminana . Tolo-kevitra ho fampitsaharana ny fanomezana ny tany ho an’ny vahiny sy ny fandrobana ny harem-pirenena, no saika natolotry ny Fanjakana Malagasy saingy noravain’ny mpitandro ny filaminna ny hetsika . Na izany aza tsy hitsahatra ny hetsika ataon’ny fanjakana Malagasy, ary takian’izy ireo ny hamoahana ny naman’izy ireo hoy ny pasteur Edouard Tsarahame

Greve Fanjakana

Greve Fanjakana

Embassy of usa

Embassy of usa

Ny tsy fahampian’ny fampiharana ny teny anglisy no anisany mahasarotra ny fahazoana azy rehefa henoina, hoy hatrany ny Club Toastmasters. Miteraka sakana amin’ny lafiny fandraharahana sy ny fifandraisana anefa ny tsy fahafehezana ny teny anglisy am-bava. Ho fanampiana ireo mahay teny anglisy saingy manana olana amin’ny fitenena sy fihainoana, dia natsangana ny fikambanana “The first toastmasters club of Madagascar”, izay tohanan’ny masoivoho amerikanina sy ny minisiteran’ny fanabeazam-pirenena.

Anjozorobe

Anjozorobe

Velontaraina ireo fianakavian’ny mpitandraka vato tao amin’ny carriere anjozorobe satria tsy mbola hita popoka ny havan’izy ireo hatramin’izao. Namoy ny ainy nandritry ny fitsoahana ireo mpitandron’ny filaminana niaraka tamin’ny zanaky ny olona ambony ireto mpitandraka ireto volana maro lasa izay. Mitaky ny amin’ny tokony hisamborana ny nahavanondoza ny fianakavian’ilay namoy ny ainy satria efa nisy ny horonantsary nanaporofo fa ity ny zanak’ity olona ambony ity no nitifitra ny havan’izy ireo

Handicap

Handicap

Les personnes en situation de handicap souffrent de la discrimination dans la société principalment dans le monde de l’éducation universitaire d’après les explications. Il n’y a pas encore d’infrastructures et de matériels adaptés à leur situation dans presque tous les domaines. Un projet est en élaboration pour respecter leurs droits. Francesca MAROVELO Harifidy RAKOTOMANALINA

Alphabetisation

Alphabetisation

Le taux d’analphabétisme chez les jeunes de 15 ans et plus à Madagascar atteint les 29% actuellement. Ce taux est encore élevé par rapport aux autres pays africains. Cette défaillance constitue un obstacle au développement du pays, selon le directeur de l’éducation préscolaire et de l’alphabétisation. Pour réduire à 25% le taux d’analphabétisme dans le pays, une nouvelle stratégie consistant à mettre en place des centres d’alphabétisation a été conçue et appliquée à partir de cette année. HAn

Comite ANR

Comite ANR

Andry Rajoelina candidat à l’élection présidentielle, est maintenant soutenu par l’association AFF Andry sy fototra ho an’ny Fampandrosoana. Cette association est pour la tenue d’une élection transparente et légitime, la seule voie pour sortir Madagascar de la crise. FITIAVANA DONNIE YVES RASATA

150 eme Ecar Soamanandrariny

150 eme Ecar Soamanandrariny

FIVPAMA

FIVPAMA

Après la candidature à la présidentielle du président en exercice du conseil d’administration du FIVMPAMA, le groupement du patronat Malagasy a dû procéder à un changement et sera donc régi par une présidence collégiale. L’ancien PCA, désormais candidat à la présidentielle, ne pourra plus occuper ce poste vu que ce groupement est apolitique, selon les membres du conseil d’administration. Toutefois les membres de cette présidence collégiale continueront les projets élaborés avec l’ancien PCA du

Andry RAJOELINA Arivonimamo

Andry RAJOELINA Arivonimamo

Nahazo alalana avy amin’ny Kaominina ambonivohitr’Arivonimamo ny fanatanterahana ny fihaonana izay saika atao ao amin’ny complexe municipal hoy ny Ben’ny tanana saingy tsy navela hiditra i Andry RAJOELINA. Natao teo amin’ny kianjan’Antaboaka araka izany ny fihaonana natrehan’ny vahoaka maro be. Voaresaka teo avokoa ny tsy fandriampahalemana, ny olana amin’ny fanenonana landy sy ny famokarana mananasy. FITIAVANA DONNIE YVES RASATA

Greve Rugby

Greve Rugby

Antoko AVANA ARMADA

Antoko AVANA ARMADA

Convocation Monima

Convocation Monima

Deux enquêteurs ont été envoyés par le bureau indépendant anti-corruption dans le domicile du président national du Monima Kamiovimbio vendredi dernier selon le secrétaire général du parti. L’utilisation de la voiture de la primature en est la raison d’après ses explications. Le BIANCO n’a pas la compétence de traiter ce type d’affaire selon le secrétaire général du parti Monima Kamiovimbio Mika RANDRIAMBONILAZA / Harifidy RAKOTOMANALINA

Bakaro

Bakaro

Fanambarana Siteny

Fanambarana Siteny

Samifin

Samifin

Nahitana fiakarana ny isan’ireo fitarainana amina trangana famotsiam-bola nandritry ny telo volana voalohany tamin’ity taona ity raha mitaha amin’ny taona 2018. nahatratra 18 ireo raharaha famotsiam-bola voarain’izy ireo raha ny tatitry ny SAMIFIN. Ny fitondrana ny raharaha eny anivon’ny fitsarana mahefa avy hatrany no andraikitry ny SAMIFIN manoloana ireo trangana famotsiam-bola.

Artec

Artec

Tourism Isalo

Tourism Isalo

Une baisse considérable du taux de flux touristique dans le parc national d’Isalo a été constatée, selon l’office régional du tourisme d’Isalo-Ihorombe. Si ce parc était la première destination touristique à Madagascar auparavant, ce n’est plus le cas en ce moment. La cherté du frais d’accès au parc pourrait être l’une des causes de cette baisse du nombre de visiteurs.

olana tsena isotry

olana tsena isotry

Rotary club

Rotary club

45 eme Hero

45 eme Hero

jazz brunch

jazz brunch

Nanome lanja ny mpanakanto malagasy sady amerikanina mpiangaly jazz Andy razafy ny masoivoho amerikanina eto madagasikara androany. Tafiditra ao anatin'ny fankalazana andro iraisam-pirenen'ny jazz. Manamarika ny firahalahian'i Madagasikara sy etazonia ny mpanakanto Andy Razaf hoy ny mpanolotsaina momban'ny fifandraisana sy ny kolontsaina eno anivon’ny masoivoho amerikanina. MISAINA RALAMBONDRAINY / YVES RASATA

fizafato

fizafato

fanafihana RN44

fanafihana RN44

Ministre de l`industrie

Ministre de l`industrie

Royal Spirits

Royal Spirits

jazz brunch

jazz brunch

fizafato

fizafato

fanafihana RN44

fanafihana RN44

Ministre de l`industrie

Ministre de l`industrie

Royal Spirits

Royal Spirits

Fitonkonana 13 Mai

Fitonkonana 13 Mai

Tsy nahazo alàlana hanao fihetsiketsehana sy hampiasa ny parvis an’Analakely ny hetsibahoaka ho amin'ny tena fanovana sy fanorenana ifotony ho amin’ny rahampitso hoy ny prefektioran’Antananarivo sy ny lefitry ny ben’ny tanàna. Etsy ankilany, tsy ilaina intsony ny fangatahan-dalàna hanao ny hetsika fa hetsiky ny solombavambahoaka teo aloha ihany io ataon'izy ireo io ka tsy ilaina hanaovana fangatahana alàlana intsony hoy ireo mpikambana eo anivon’ny HFI.

ANR Ihosy

ANR Ihosy

ANR Ihosy2

ANR Ihosy2

Blem QMM

Blem QMM

Autorisation 13Mai

Autorisation 13Mai

Don Anjanamasina

Don Anjanamasina

Descente garre routier

Descente garre routier

Resolution Mpampianatra

Resolution Mpampianatra

CP KMF CNOE

CP KMF CNOE

LACEMENT  ROCADE

LACEMENT ROCADE

MANIF YEAS  PARK

MANIF YEAS PARK

FESTIVAL  DES BALEINES

FESTIVAL DES BALEINES

OUVERTURE  LYCEE  AMBOHIMANARINA

OUVERTURE LYCEE AMBOHIMANARINA

SUIVI GREVE MPAMPIANATRA

SUIVI GREVE MPAMPIANATRA

MAE COMESA

MAE COMESA

INTER 01

INTER 01

INTER  02

INTER 02

Nos bureaux

Villa AN-FI

Lot VN 12C Bis Ivanja Ankazolava Ambohitsoa

Antananarivo 101, Madagascar

Nos coordonnées

T : +261 20 22 676 73

M : +261 32 27 574 16

      +261 32 07 387 92

  • facebook
  • Twitter Clean
  • w-googleplus

© 2016 ar Prod Plus.

Don Anjanamasina